Vote traditionnel VS numérique
- Oct 20
- 1 min read
Tohano ny hevitrao
Fifidianana nentim-paharazana ( vote traditionnel )
fifidianana nomerika (vote numérique en ligne)
Izy roa (2) mitambatra (confirmation réelle)
Fifidianana nentim-paharazana (vote traditionnel) miaraka amin'ny vata fandatsaham-bato ara-batana sy ny fifidianana nomerika (vote numérique) amin'ny alalan'ny solosaina na finday, amin'ny fomba maoderina sy voadio. Tohano ny hevitrao miaraka amin'ny The MVC


